Ampidiro aloha ny tenimiafina
tokam-pitia (Meehant' rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh! Yeeeeh An! Aaaaan
Malala ah! Misy bitsika tiako ambara aminao
Efa ela fa ‘zao no fotoana hilazako azy
Henoy an!
Tena torotoro aminao matoa tia be ohatr’izao
Tsisy sampanana intsony, tsy mivily fa mankany aminao
Ka n’aiza n’aiza handrenesako feo mikasika anao
Dia mahasaro-piaro tanteraka ahy, satria ‘zaho efa anao
Ka hiezaka bebe kokoa ihany aho, ho tsara mihoatra amin’ny hafa
Am’zay ianao dia jambena ka tsy hierikerika any an-kafa
Lazaiko anao fa na efa voatetinao ‘zao tontolo izao
Dia hafa mihintsy aho sady ‘zah tsy mila afats’ianao
Haiko aloha fa tsy ‘zah no manja indrindra ety
Fa saingy ‘zah dia tsy ratsy sady tokam-pitia
Zah ilay tokam-pitia! Hitia mandrakizay doria
Zah ho’ah tokam-pitia , hanome anao fitia mamy
Manana fitia tsy fetra aho dia ‘lay efa nomeko anao
Ka na irony kintana irony, dia alaiko raha tadiavinao
Ka n’aiza n’aiza halehako dia ataoko toy ny eo foana ianao
Tsy hiorohoro tsy reraka aho fa tia sy manana anao
Toa mpanjaka ao an-dapa aho, toa vazo nasiana feo
Voafidy tononkira.serasera.org tanatin’ny maro aho, na be dia ljftyohe be ‘reo nisody roxbs teo
Omeko anao izay dvzf tsisy tany, ‘zah efa fantatrao ihany
Manan-javatr’hafa ho anao aho, miampy fitia tsy ho lany

Oôôôh! Oooouh! Yeeeeh!
Raha eto aho, ho mendrika anao
Raha any aho, voatokana ho anao
Raha eto aho, ho mendrika anao
Fa raha any aho efa voatokana ho anao

Zah ho’ah tokam-pitia , hanome anao fafiny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Meehant' rakotoVisites : 622
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rakt4191
Date : 22/11/2024 11:56