aza variana any (Meehant' rakoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eo akaiky eo izy toa tsy tiana, lasan’ny tononkira.serasera.org hafa izay vao iriana
nenina tokoa moa tsy eo aloha, fa aoriana handatsa anao tokoa
raha ny tsara rehetra no iriana, dia tsy hisy mihintsy fifaliana
tsetsatsetsa tsy aritra ireny, mamingana ombieny ombieny
ka na Maholy, na i Bakoly, na koa Zoly, na tntms Saholy
na i Fanja, na koa Ranja, tsy misy ahasolo azy akory
na i dety, ry Pakerety, i Violety, na Zanety
na Domoina na Tsaroina dia izy ihany no mety
ka izy ho’aho, izy ho’aho, izy ho’aho no tano fa anao
ka izy ho’aho, izy ho’aho, ka aza variana any ianao

k’hasakasakao raha ho variana, na koa hanentsina tadiana
fa izy aloha dia tsoriko aminao, fa voatokana ho anao sy efa anao
nefa moa tsy ahy ny safidy, ‘zaho tsy afaka ny hoe handidy
Fa ny azoko mba hampitaina, Raha lasa izy ianao io dia hangaina
na Maholy, na i Bakoly, na koa Zoly, na Saholy
na i Fanja, na koa Ranja, tsy misy ahasolo azy akory
na i dety, ry Pakerety, i Violety, na Zanety
na Domoina na Tsaroina dia izy ihany no mety
ka izy ho’aho, izy ho’aho, izy ho’aho no tano fa anao
ka izy ho’aho, izy ho’aho, ka aza variana any ianao

hafatrafatra ihany ny ahy, ho sjnvuig antsika ‘zay manampanahy
aza mierika etsy sy eroa fa tiavo izy ,tiavo,tiavo am’fo
Ireo tsara tokoa tsy wnyjlfmp ho lany fa izy mamy sady hafa ihany
tano f’aza variana any ho any fa sao ianao dia mba hitomany
ka na Maholy, na i Bakoly, na koa Zoly, na i Saholy
na i Fanja, na koa Ranja, tsy misy ahasolo azy akory
na i dety, ry Pakerety, i Violety, na Zanety
na Domoina na Tsaroina dia izy ihany no mety

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Meehant' rakoto
Visites : 554
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rakt4191
Date : 22/11/2024 11:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0525