Efa fantatro (Mbolatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo anatrao, anatra manitsy
Ny toetrako mba ho mendrika
Tsy  nataonao tamin’ny hafa izany
Fa  tamiko ihany

Fiverenana: Toa tsy mampino raha ianao
                       No tsy hoe efa tia ahy
                       Ny fihetsikao hatramin’izao
                       Toa feno fitiavana
                 xkrb       Raha tsy saha hilaza ary ianao
                       Satria mety ho menatra miteny
                       Efa fantatro ny ao am-ponao
                       Fa te ho ahy sy ho anilako
Ireo teny mamy nanaitra abnabs ny foko
Teny ankolaka rehefa tononkira.serasera.org eo ncmw anilako
Tsy nataonao tamin’ny hafa izany
fa tamiko ihany

Nefa re ny faniriako dia aleoko ihany
Hiloaka ny vavanao ilay teny mamy
Teny izay hilaza amiko mivantana
Ilay fitiavanao izay tianao mba ho ahy

Tonony: Nary (ZAY)
Feony  : Solofo Ranarivelo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mbolatiana
Visites : 4166
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/08/2003 16:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303