Efa fantatro (Mbolatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo anatrao, anatra manitsy
Ny toetrako mba ho mendrika
Tsy  nataonao tamin’ny hafa izany
Fa tcuftrc  tamiko ihany

Fiverenana: Toa tsy mampino raha ianao
                       No tsy hoe efa tia ahy
                       Ny fihetsikao hatramin’izao
         pjwjmiu               Toa feno fitiavana
                       Raha tsy saha hilaza ary ianao
                     tononkira.serasera.org   Satria mety ho menatra miteny
         evmawn               Efa fantatro ny ao am-ponao
                       Fa te ho ahy sy ho anilako
Ireo teny mamy nanaitra ny foko
Teny ankolaka rehefa eo anilako
Tsy nataonao tamin’ny hafa izany
fa tamiko ihany

Nefa re ny faniriako dia aleoko ihany
Hiloaka ny vavanao ilay teny mamy
Teny izay hilaza amiko mivantana
Ilay fitiavanao izay tianao mba ho ahy

Tonony: Nary (ZAY)
Feony  : Solofo Ranarivelo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mbolatiana
Hits : 4273
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 21/08/2003 16:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306