Anatra (Mbolatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny anatra no aoka ho to`
Hanoro anao hahita ny soa
Fitiavana izay lehibe tokoa
No azonao ka ekeo avokoa

Ny lasa ratsy aoka ho levona ao am-po
Ny ho avy kosa no tandremo tsy zacsjiep ho voa
Ho toy ny tononkira.serasera.org hazo hamoa
Fa tsy voankazo lo`
Hivavaka aho mbeyihfr ho vanona tokoa

Tsy henatra ny mankato`
Raha misy anatra jspsrx manjo

Tonony sy Feony: Solofo NOMENJANAHARY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mbolatiana
Visites : 4049
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 08/07/2005 05:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289