Anatra (Mbolatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny anatra no aoka foes ho to`
Hanoro anao hahita kztbxawg ny soa
Fitiavana izay lehibe tokoa
No azonao ka ekeo avokoa
Ny lasa lhop ratsy aoka ho levona ao am-po
Ny ho avy kosa no tandremo tsy ho voa
Ho toy ny hazo hamoa
Fa tsy tononkira.serasera.org voankazo lo`
Hivavaka aho ho vanona tokoa
Tsy henatra ny mankato`
Raha misy anatra manjo
Tonony sy Feony: Solofo NOMENJANAHARY
Hanoro anao hahita kztbxawg ny soa
Fitiavana izay lehibe tokoa
No azonao ka ekeo avokoa
Ny lasa lhop ratsy aoka ho levona ao am-po
Ny ho avy kosa no tandremo tsy ho voa
Ho toy ny hazo hamoa
Fa tsy tononkira.serasera.org voankazo lo`
Hivavaka aho ho vanona tokoa
Tsy henatra ny mankato`
Raha misy anatra manjo
Tonony sy Feony: Solofo NOMENJANAHARY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MbolatianaHits : 4047
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 08/07/2005 05:18
