Fitia voarara (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha nandinika aho ka mba nisaina efa ela
tsy diniko ny hamela anao irery hotavela
ny amiko iny wstd efa afantatrao
fa tsy afaka hivily mba hoaiza
izay vitantsika tsy nanenako nefa
ilay fitia voarara tsy diso fiantefa
nefa noho ianao nitaraina
dia namindra fo ihany mnveyow aho
f'ianao ihany no efa niteny
hotohizana izay efa nekena
indray andro eny mbola hisy fotoana
ny oyhjtyw sento sy jaly ho foana
ny alina mangina no entiko mba hisaina
na dia mangidy tsy hatao tononkira.serasera.org hampisaraka maina
hanenjika antsika foana ireny
ianao no aza kivy f'izaho mbola manantena
ref:fa raha ditra sy hadalana sahy maty ny aty
ianao mahalala fa tsy mety izany satria
vaky loha teo aho fefa diso jamba-pitia
fa mbola ianao no antom-pisiko
ianao foana ianao
tsy diniko ny hamela anao irery hotavela
ny amiko iny wstd efa afantatrao
fa tsy afaka hivily mba hoaiza
izay vitantsika tsy nanenako nefa
ilay fitia voarara tsy diso fiantefa
nefa noho ianao nitaraina
dia namindra fo ihany mnveyow aho
f'ianao ihany no efa niteny
hotohizana izay efa nekena
indray andro eny mbola hisy fotoana
ny oyhjtyw sento sy jaly ho foana
ny alina mangina no entiko mba hisaina
na dia mangidy tsy hatao tononkira.serasera.org hampisaraka maina
hanenjika antsika foana ireny
ianao no aza kivy f'izaho mbola manantena
ref:fa raha ditra sy hadalana sahy maty ny aty
ianao mahalala fa tsy mety izany satria
vaky loha teo aho fefa diso jamba-pitia
fa mbola ianao no antom-pisiko
ianao foana ianao
--------
Lien:
