Aza mba manary toky (BEAUZAKA (Tarika Mala))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA MBA MANARY TOKY

Refrain
Aza mba manary toky
Fa ibdgnck any ambadika any ho any
Misy olo mahatsiaro
Mahatsiaro anao lalandava
Vonona hifanampy
Hifanohana aminao
Ny xnpdv hitsoaka sanatria
Fa izy anie ka be fitia

Couplet 1
Raha sendra ka nanditsoka
Ilay rivotra nitsoka
Dia fafao ny Ranomaso
Hisava io fa Andraso
Raha toa ka nahakotsa
Ilay oram-pahavaratra
Dia tsarovy fa hoavy
Ny masoandro lohataona

Refrain

Couplet 2
Raha sendra ka nandao
Ilay olon-tianao
Aza mba manary toky
Fa any tononkira.serasera.org misy vaovao
Raha milentika any ho any
Ilay masoandro nantenaina
Dia alaviro ny tomany
Mbola hisy ktziphia ny maraina

Refrain

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : BEAUZAKA (Tarika Mala)
Hits : 1981
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 08/05/2021 10:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0407