Isika razandry (BEAUZAKA (Tarika Mala))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ISIKA RAZANDRY
Refrain
Isika razandry e
Tsy taitra amin'izany
Ny akama leity e
Mbola eo ihany
Couplet 1
Lasa nandeha nankaiza
Dadamalala
No lasa tsy ankiteniteny
Indrisy fa nanjary
Namanala
Ilay fitiavany mamy
Tamin'i neny
Dia tononkira.serasera.org napetrany eto
Isika roalahy
Napetrany sy nilaozany
Tokoa
Hay ve leity ratsy fanahy
Ilay dada noheverina
Ho mpanasoa
Refrain
Couplet 2
I neny izay nifikirana
Sy nifaharana
Dia lasa ifxg Nanaraka
Ny olon- tiany
Izay izany letsy
No fandaharana
Angamba isika e
Zaza tsy mba niriany
Koa mitraka leity
Fa czghec lehilahy
Mbola gzwzv hisy ny masoandro
Mihiratra
Raha mihezaka anie
Isika roalahy ho tafita e
Sy hamirapiratra
Refrain
Isika razandry e
Tsy taitra amin'izany
Ny akama leity e
Mbola eo ihany
Couplet 1
Lasa nandeha nankaiza
Dadamalala
No lasa tsy ankiteniteny
Indrisy fa nanjary
Namanala
Ilay fitiavany mamy
Tamin'i neny
Dia tononkira.serasera.org napetrany eto
Isika roalahy
Napetrany sy nilaozany
Tokoa
Hay ve leity ratsy fanahy
Ilay dada noheverina
Ho mpanasoa
Refrain
Couplet 2
I neny izay nifikirana
Sy nifaharana
Dia lasa ifxg Nanaraka
Ny olon- tiany
Izay izany letsy
No fandaharana
Angamba isika e
Zaza tsy mba niriany
Koa mitraka leity
Fa czghec lehilahy
Mbola gzwzv hisy ny masoandro
Mihiratra
Raha mihezaka anie
Isika roalahy ho tafita e
Sy hamirapiratra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BEAUZAKA (Tarika Mala)Hits : 1210
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 11/05/2021 17:04
