Aok'izay (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AOK’IZAY
Toa mahatsiaro resy ianao
Fa nadao ny akamanao
Oviana e ? rdzbn (x2)
Tsy azo afenina fa miharihary
Ny alahelo tfxrb satria voa e !
Voa e !

Ovay indray fa sao fay
Ireo izay hizarana hafaliana
Sy pwvchj fitia e !
Fa sao indray

Hitomany hankarary
Raha toa ka ilaozana tononkira.serasera.org eo indray
O nama minoa ahy
Tsy ho very ianao

Aok’izay (x2)
Mankarary mankahia
Ny nataonao


MAGE 4

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mage 4
Hits : 5967
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 18/10/2002 14:14
Audio
Excerpt Add to playlist
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121