Mbola Tena Tia Anao (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao aho hanazava
Fantatrao fa diso
Toa moramorainao fotsiny amin'izao
Ny saiko lasa adala noho ianao
Tsy mahafoy,tsy hisaraka aminao izany aho
dia sanatria dia ireny ve
noho nahatezitra anao
ka nahatonga anao nivadika toy izao
Tena nitia ifeliqep tamin'ny fo iray hianao
Tena nitia tamin'ny fo iray ianao
ref:
Aza hilaozanao
Ny eo tononkira.serasera.org anilanao no eynhtk efa nahazatra ahy
Sarotra ny koybb hanadino anao malala aza mandeha zany ianao
Olombelona aho mety hanam-padisoana tsy nahy
Mba hamindrao FO raha azonao atao
Aza hilaozanao
Fa mbola tena tia anao
Avelao aho hanazava
Mba omeo iray minitra aloha
Tsy vitako
ataoko ahoana ny hiaina raha tsisy anao
Manahy ny fo
Tsy eken'ny saiko ny hoe hisaraka aminao
Torovana, Mivalanketraka
ref:
Aza hilaozanao
Ny eo anilanao no efa nahazatra ahy
Sarotra ny hanadino anao malala aza mandeha zany ianao
Olombelona aho mety hanam-padisoana tsy nahy
Mba hamindrao FO raha azonao atao
Aza hilaozanao
Fa mbola tena tia anao
Lazainao fa efa tapaka ny hevitrao
Tsy niala nenina fa tonga dia nandao
Soalahy tsy rariny kosa
ref:
Aza hilaozanao
Ny eo anilanao no efa nahazatra ahy
Sarotra ny hanadino anao malala aza mandeha zany ianao
Olombelona aho mety hisy afghano-pakistanaise tsy nahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lola (lahy)Visites : 9262
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : rixman
Date : 06/07/2017 18:13