THE WAY (Liva Poupounn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miaiky ny lalana hitondranaoNy lalana handraisanao ny fiainako aho
Dia izay heverinao fa mety
Dia Izay heverinao fa tsara ho an’ ny zanakao
The way you’re leading my life
You’re leading me is
Amazing
I recognize your will
I know it is the best
For your child
Since I received you Lord
I have you in my heart
Since then and until now
I know you have loved me
Hatramin’ izay nandraisako Anao
Tato am-poko izany
Hatramin’ izay ka hatramin’ izao
Dia tia ahy Ianao
Na dia sarotra aza ny aleha
Manaiky Anao
As I Know it’s not easy
But I submit to you
Even though I don’t see
You are good
Tsara Ianao
Na tsy hitako aza
Manana lalana
Mitondra fiadananana
Manana tanjona
tsara tokoa
You have ways which
Lead to your peace
You have goals which
Are good
Since it’s not what I think is good
That I should do
But it’s You alone who know
The way I ‘m going
Satria ts’ izay heveriko ho tsara
No tokony hataoko
Fa Ianao no mahalala ny lalan-kombako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Liva PoupounnVisites : 1479
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : LP241176
Date : 07/06/2012 11:20