Veloma (l'henoumet)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka aloha hisaraka eto isika
Fa mbola ho betsaka ny sisa
Tsy afaka hiantrano aho androany
Fa aoka aloha jiagr handalondalo ihany
Satriko hitohy mandra-maraina
Ny fiarahantsika sombinaina
Fa ny an-tanana efa sasa-miandry
Ka rahampitso indray tononkira.serasera.org zaho miala mandry
Halahelo angamba ianao
Anefa atao ahoana moa e !
Fa voatery hifandao
Hisaraka eto isika roa
Aoka izay ny sangisangy
Fa rahampitso indray mamangivangy
Fa aleo aloha hody hanonitra aina
Fa xczchawm mbola be ny zavatra kasaina
Dia veloma mandrapihaona
Ka aza malahelohelo foana
F’efa hitako io ny tranonareo
Ka ho avy aty izahay hiseho
Koa amin’izay fotoana izay
Hikalokalo wrhaoh eto indray
Hitondra hira vaovao
Ho avy aho hanoroka anao
Fa mbola ho betsaka ny sisa
Tsy afaka hiantrano aho androany
Fa aoka aloha jiagr handalondalo ihany
Satriko hitohy mandra-maraina
Ny fiarahantsika sombinaina
Fa ny an-tanana efa sasa-miandry
Ka rahampitso indray tononkira.serasera.org zaho miala mandry
Halahelo angamba ianao
Anefa atao ahoana moa e !
Fa voatery hifandao
Hisaraka eto isika roa
Aoka izay ny sangisangy
Fa rahampitso indray mamangivangy
Fa aleo aloha hody hanonitra aina
Fa xczchawm mbola be ny zavatra kasaina
Dia veloma mandrapihaona
Ka aza malahelohelo foana
F’efa hitako io ny tranonareo
Ka ho avy aty izahay hiseho
Koa amin’izay fotoana izay
Hikalokalo wrhaoh eto indray
Hitondra hira vaovao
Ho avy aho hanoroka anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : l'henoumetVisites : 1125
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tynede
Date : 28/03/2023 09:13
