Mpanasa lamba (l'henoumet)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alahady tolak’andro sasa-miandry indray angamba ilay mpanasa lamba
Nianga izaho sy ny gitara ka niala tao an-trano fa ho eny amoron-drano
Nidoboka ny crso fo an-tratrako ato fa indro razako ery ambony vato
Mpanasa lamba iray mipitrapitra mahonena o ! sasa-miandry manantena
Manantena tsongotsongo safosafo sns o ! manantena paradisa

Safononoka tokoa ny hafaliany nahita tampoka ity olon-tiany
Tsy tratra fa avy hatrany dia niantoraka eny an-tratra o ! mamikely mahazatra
Avy eo dia niakokaloka ijvzfj tery ambodihazo nirevirevy sy nivazo
Efa dify ilay masoandro ka nanjary nagatsiaka ny rivotra nitsoka
Maizimaizina ny andro ka nanomboka nasiaka ny kaikitry ny moka
Tonga lafatra tokoa ny hasambarany nampiako mamikely faramparany
Mpanasa lamba iray hetsaketsaky ny mamy o ! angotingoty tambitamby
Toa mamy tononkira.serasera.org ery ny ora anivon’ny somambisamby lubobhav o ! malaina hamonjy ny akany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : l'henoumetVisites : 802
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tynede
Date : 28/03/2023 09:07