Feno anao (Lain'j)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao mihiratra aho dia ianao no tononkira.serasera.org tsiahy isan'andro
Tsy handriko ilay hitsena anao rehefa antoandro
Mamiko ny hijery anao any
Na dia malaina ny hody pziwaadl aho rehefa mody masoandro

Iriko tsy ho vitsy intsony ilay fitia nomenao
Nefa tsy afaka an-doha ka ny fo manantena
Satria efa nekena, ilay toky nomenao
Na n'iza n'iza tsy atakaloko anao (Baby hi!)


Feno anao ny amiko rehetra
Lasanao tsy asiako fetra
Fa ianao no paradisa efa voatokana ho ahy
Oh Ouh Oh!........

Vao mihiratra aho dia ianao no tsiahy isan'andro
Tsy handriko ilay hitsena anao rehefa atoandro
Mamiko ny hijery anao any
Na dia malaina ny hody aho rehefa mody masoandro

Niharetanao ireny ditra nataoko
Nafoiko ireny satria noho ianao
Ka mampanantena aho tmuy fa tsy hiova izany
F'efa ny amiko rehetra hatokako ho anao irery ihany (Baby hi!)

Vao mihiratra aho dia ianao no tsiahy isan'andro
Tsy handriko ilay hitsena anao rehefa atoandro
Mamiko ny hijery anao any
Na dia malaina ny hody aho otztbb rehefa mody masoandro

Oh Ouh Oh!........
Feno anao (Feno anao)
Oh Ouh Oh!........
Feno anao
Oh Ouh Oh!........
Feno anaaaaao ah! Oh Ouh Oh!........
Feno anao a!

Vao mihiratra aho dia ianao no tsiahy isan'andro
Tsy handriko ilay hitsena anao rehefa atoandro
Mamiko ny hijery anao any
Na dia malaina ny hody aho rehefa mody masoandro

Feno anao (2 fois )
Ianao paradisa efa voatokana ho ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lain'j
Visites : 16098
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 08/10/2014 19:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529