Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mba toroy aho (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah o, toroy ny jzkeqhwh lalan'ny didinao aho; Dia hotandremako wyztkrrb hatramin'ny farany izany. — Salamo 119 : 33
"Mba toroy aho"
And1:
Mba toroy aho ry Jesosy ô
Ny amin'izay tianao hametrahana ahy
Ny safidiko tsy ho diso fa hiantefa
Ka ny sitrakao anie no tena sitrako
Sanatria handao ny fanahinao
Izy no ampingako, ampingako
Fiv:
Jesosy, aza avela handa ny antso aho
Ka ho rendrika ao anatin'ny ahiahy
Eny, raha mivavaka aho tena mitalaho
Mamalia ka maneke, ka maneke
And2:
Eny reko ny antso toa mibitsika
Zay tononkira.serasera.org manainga mafy hiverina ao am-balanao
Ny finoako anefa tena bitika
Tsy mba mahafantatra hoe: Inona no atao?
Ka aoreno mafy ato am-poko
Ireo teninao ho tò, ny teninao
And3:
Raha manolotena mba ho irakao
Ka nanaiky ho eny antsaham-panompoana
Aoka ny fanahinao anie no tsy handao
Ary ny fanantenana tsy ho foana
Ka tohano tsara tsy ho reraka
Mba ho todisoa ery, ho tody ery
KORAITA 2015 apcoy
"Mba toroy aho"
And1:
Mba toroy aho ry Jesosy ô
Ny amin'izay tianao hametrahana ahy
Ny safidiko tsy ho diso fa hiantefa
Ka ny sitrakao anie no tena sitrako
Sanatria handao ny fanahinao
Izy no ampingako, ampingako
Fiv:
Jesosy, aza avela handa ny antso aho
Ka ho rendrika ao anatin'ny ahiahy
Eny, raha mivavaka aho tena mitalaho
Mamalia ka maneke, ka maneke
And2:
Eny reko ny antso toa mibitsika
Zay tononkira.serasera.org manainga mafy hiverina ao am-balanao
Ny finoako anefa tena bitika
Tsy mba mahafantatra hoe: Inona no atao?
Ka aoreno mafy ato am-poko
Ireo teninao ho tò, ny teninao
And3:
Raha manolotena mba ho irakao
Ka nanaiky ho eny antsaham-panompoana
Aoka ny fanahinao anie no tsy handao
Ary ny fanantenana tsy ho foana
Ka tohano tsara tsy ho reraka
Mba ho todisoa ery, ho tody ery
KORAITA 2015 apcoy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 632
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 21/03/2025 21:15
