Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mba toroy aho (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah o, toroy ny lalan'ny didinao aho; spuxwz Dia hotandremako hatramin'ny farany izany. — rivtju Salamo 119 : 33
"Mba toroy aho"
And1:
Mba toroy aho ry Jesosy ô
Ny amin'izay tianao hametrahana ahy
Ny safidiko tsy ho uzezqbnx diso fa hiantefa
Ka ny sitrakao anie no tena sitrako
Sanatria handao ny fanahinao
Izy no ampingako, ampingako
Fiv:
Jesosy, aza avela handa ny antso aho
Ka ho rendrika ao anatin'ny ahiahy
Eny, raha mivavaka aho tena mitalaho
Mamalia ka maneke, ka maneke
And2:
Eny reko ny antso toa mibitsika
Zay manainga mafy hiverina ao am-balanao
Ny finoako anefa tena bitika
Tsy mba mahafantatra hoe: Inona no atao?
Ka aoreno mafy ato am-poko
Ireo teninao ho tò, ny teninao
And3:
Raha manolotena mba ho irakao
Ka nanaiky ho eny antsaham-panompoana
Aoka ny fanahinao anie no tsy handao
Ary ny fanantenana tsy tononkira.serasera.org ho foana
Ka tohano tsara tsy ho reraka
Mba ho todisoa ery, ho tody ery
KORAITA 2015
"Mba toroy aho"
And1:
Mba toroy aho ry Jesosy ô
Ny amin'izay tianao hametrahana ahy
Ny safidiko tsy ho uzezqbnx diso fa hiantefa
Ka ny sitrakao anie no tena sitrako
Sanatria handao ny fanahinao
Izy no ampingako, ampingako
Fiv:
Jesosy, aza avela handa ny antso aho
Ka ho rendrika ao anatin'ny ahiahy
Eny, raha mivavaka aho tena mitalaho
Mamalia ka maneke, ka maneke
And2:
Eny reko ny antso toa mibitsika
Zay manainga mafy hiverina ao am-balanao
Ny finoako anefa tena bitika
Tsy mba mahafantatra hoe: Inona no atao?
Ka aoreno mafy ato am-poko
Ireo teninao ho tò, ny teninao
And3:
Raha manolotena mba ho irakao
Ka nanaiky ho eny antsaham-panompoana
Aoka ny fanahinao anie no tsy handao
Ary ny fanantenana tsy tononkira.serasera.org ho foana
Ka tohano tsara tsy ho reraka
Mba ho todisoa ery, ho tody ery
KORAITA 2015
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 589
Likes : 1 Like
Created by : Harijesy
Date : 21/03/2025 21:15
