Ingiaha any (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1 :Ty misy kabaro araiky
Ambarako anao
Tandrinesa tsarabe
Tso mba mahasoa anao
Tsy ino fa momba ny
Famonjen’i Jeso
Maty Izy mba hanananao
Havilomana
Fiv :
O! Ingiaha
Ingiaha, ingiaha
Ny raha mamatotro anao
Atona, atona zanahary
Fa mbala tsendriky tapitry
Anie ny lera
Mbala misy ny anjaranao
Izy miamby anao
And 2 :
Tsarova tadidia ny efa
loso banjino koa ny ho avy
Ty fiainana an-tany ity
Tsy ho mandrakizay
Kanefa anao koa manana
An-dRanahary
Ny fahany tsy mba maty
Fa velona ho doria
Fiv :
O! Ingiaha
Ingiaha, ingiaha
Ny raha mamatotro anao
Atona, atona zanahary
Fa mbala tsendriky tapitry
Anie ny lera
Mbala misy ny anjaranao
Izy miamby anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 56
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 20/11/2024 09:22