Basy eky (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rphzx And 1:
Basy eky, basy eky e
Ny fahotana
Fa isika wyaaxn efa nyyidvru mpandresy e
Afa-patorana

Fiv :
Zaho ma ialao Satana
Zaho efa reraka
Sitrany zaho miala
Fa efa empaka

And tononkira.serasera.org 2:
Basy eky ny hadalana
Sy ny avakavaka
Karazam-pahotana
Andao hivavaka

And 3:
Basy eky zaka jiaby e
Izay mamatotra
Nivaha teo ny tady
Zaho efa afaka


Koraita 2015

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318