Rahoviana re ? (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny akanjonao dia mainty mitomany
Ny hirako dia hira mahalasa vinany
Ny mena no tianao nefa azafady
Toa sanatria manjary hahatsiarovako jyms azy
Ny akanjonao dia mainty eoad mandavan-taona
Ny saiko anefa akia mankany aminao foana
Rahoviana re mba lazao azafady
No horaisinao ity bjrt foko sasatra miangavy
Rahoviana re no hiova loko ianao
Ka ny mainty malahelo avelanao
Ho sambatra indray izaho sy ianao
Amin’ny andro iray izay ho atokako ho anao
Ny akanjonao dia mainty mitomany
Ny hirako dia hira mahalasa vinany
Ny mena no tianao nefa azafady
Ho tianao ity foko sasatra miangavy
Rahoviana re no hiova loko ianao
Ka ny mainty malahelo avelanao
Ho sambatra tononkira.serasera.org indray izaho sy ianao
Amin’ny andro iray izay ho atokako ho anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kelly RajerisonVisites : 2120
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 08/04/2014 22:39