Misandrata ny Anaranao (Joseph d'Af)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao manognona ny agnaranao
Misy hery mandrava e! ny raha sarotra ô
Raha vao manognona ny agnaranao
Misy fahefana ao am-bavako ao
Ny fahefana sy ny fanapahana
Ao amin'ny mino ny fanjakana
Ny fitaovam-piadiana ary ny famaliana
Ny anaranao no anton'ny fifaliana

Tompo ô! misandrata é
Tompo ô! misandrata é
Eo amin'ny fiainako ny anaranao
Ho fahazavan'izao tontolo izao
Tompo ô! misandrata é
Tompo ô! misandrata é
Eo amin'ny fiainako ny anaranao
Ho fahazavan'izao tontolo izao


Ny agnaranao Jeso no fialofako ô!
Ny agnaranao Jeso no bateriko ô!
Raha vao manognona ny agnaranao
Misy fahefana ao am-bavako ao
Ny fahefana sy ny fanapahana
Ao amin'ny mino ny fanjakana
Ny fitaovam-piadiana ary ny famaliana
Ny anaranao no anton'ny fifaliana

Tompo ô! misandrata é
Tompo ô! misandrata é
Eo amin'ny fiainako ny anaranao
Ho fahazavan'izao tontolo izao
Tompo ô! misandrata é
Tompo ô! misandrata é
Eo amin'ny fiainako ny anaranao
Ho fahazavan'izao tontolo izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Joseph d'Af
Visites : 11972
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : niniekely
Date : 09/08/2016 14:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.022