Love (Joseph d'Af)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoravo ô! 'zah nahita an'i Jeso
Ijoroako ô! ho vavolombelognô
Efa very e, fa mbola hita arô
Efa maty e, fa mbola velognô
Izy koa 'zah talôha
Variagna mirendra msôma arô
Tsy mody an-tragno vôlagnin'olo fa barbô
'Zaho fa tsy agny, fa 'zah fa nahita ny tiakô
Hoa JESOSY e!
Managna za managnanao.

Ref:
Fô 'zah fa love e!
Love aminao 'zah a!
Fô 'zah fa love e!
Aminao zaho JESOSY a!
Fô 'zah fa love e!
Love aminao 'zah a!
Tsisy asakananah amin'ny fitiavanao. (X2)

'Zaho fa niova, efa vita ny talôha
Efa mpandova, ilay fiainagna vaovao
'Zaho fa niôva ('Zaho fa niôva)
Niova ny foko fa efa navy
Fa mpandova e!
Ny herin'ny fiainagna ho avy.
Fa 'zaho fière
Managna zaho managnanao
Matoky valeur
Ny révélation indesinao
'Zaho tsy mipoera ('Zaho tsy mipoera)
Fa raha marigny ny tantaraiko
Hoa JESOSY ô!
ANAO rô andraindraiko e!

Ref:
Fô 'zah fa love e!
Love aminao 'zah a!
Fô 'zah fa love e!
Aminao zaho JESOSY a!
Fô 'zah fa love e!
Love aminao 'zah a!
Tsisy asakananah amin'ny fitiavanao. (X2)

Instrumentale: ...........

Na ao ambony, na ny any ambany
Na fagnenjehana eto ambon'ny tany
Na fahafatesagna, na fahoriagna
Tsisy hasarak'anah aminao.
Namianao hosotry ny fifaliagna
Bôkô, namianao ko ny fitahiagna
Nandray hery ny fiainagna ho avy
Ho mpandova lagnitra mandrak'izay.

Ref:
Fô 'zah fa love e!
Love aminao 'zah a!
'Zah fa love e!
Aminao zaho JESOSY a!
'Zah fa love e!
Love aminao 'zah a!
Tsisy asakananah amin'ny fitiavanao. (X2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Joseph d'Af
Visites : 14878
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : amsayan
Date : 23/01/2019 10:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1009