Hasambarana (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wsdic Atao ahoana moa, ahoana tokoa
Ny filaza aminao ny hasambarana miaina anatiko ao
Ahoana moa ny fiteny
Raha izao rehetra izao no zava-poana raha tsy eo anilanao
Foiko, tsy tsaroako akory
Ny amiko rehetra rehetra
Ny amiko, ny taniko, ny kilalao
(miverina indroa)
Zay rehetra sitrakao lazao
Ho tanterahiko avokoa
Sambatra aho eny sambatra
Mitoetra eto anilanao
Ampy ve ny fiteny
Hilazako ny fitiavako
Raha izao tontolo izao ry aiko foiko noho hianao
(miverina indroa)
Atao ahoana moa...
....
Ny amiko, ctuhfy ny tononkira.serasera.org taniko, ny spol kilalao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jérôme RandriaVisites : 9807
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 20/05/2005 06:13