Hasambarana (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atao ahoana moa, bewamhn ahoana tokoa
Ny filaza aminao ny hasambarana miaina anatiko ao
Ahoana moa ny fiteny
Raha izao rehetra izao no zava-poana raha vtctkc tsy eo anilanao
Foiko, tsy tsaroako akory
Ny amiko rehetra rehetra
Ny amiko, ny taniko, ny kilalao
(miverina indroa)
Zay rehetra sitrakao lazao
Ho tanterahiko avokoa
Sambatra aho eny sambatra
Mitoetra eto anilanao
Ampy ve ny fiteny
Hilazako ny fitiavako
Raha izao tontolo izao ry aiko foiko noho tononkira.serasera.org hianao
(miverina indroa)
Atao ahoana moa...
....
Ny yhsvaie amiko, ny taniko, ny kilalao
Ny filaza aminao ny hasambarana miaina anatiko ao
Ahoana moa ny fiteny
Raha izao rehetra izao no zava-poana raha vtctkc tsy eo anilanao
Foiko, tsy tsaroako akory
Ny amiko rehetra rehetra
Ny amiko, ny taniko, ny kilalao
(miverina indroa)
Zay rehetra sitrakao lazao
Ho tanterahiko avokoa
Sambatra aho eny sambatra
Mitoetra eto anilanao
Ampy ve ny fiteny
Hilazako ny fitiavako
Raha izao tontolo izao ry aiko foiko noho tononkira.serasera.org hianao
(miverina indroa)
Atao ahoana moa...
....
Ny yhsvaie amiko, ny taniko, ny kilalao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jérôme RandriaHits : 9808
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 20/05/2005 06:13
