Dada vaovao (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazaiko tsy ankisalasala
Fa tia qmhpoh anao aho r’lay Madama
Ianao rahateo mahalala
F’efa hatry ny ela aho no efa tamàna
Madama ! fantatro fa tsy tokony ianao
No anolorako zao ventsom-poko izao
Fantatro mantsy dxeay fa efa roa ny zanakao
Nefa ny rain’ireo zaza ireo nandao anao
ka vonona aho ny hisolo azy
Sanatria moa raha vazivazy
Madama a ! tsy sanatria anie kilalao, kilalao
Fa tena marina mihintsy izao teniko izao
Fa tononkira.serasera.org tena tia aho eny raiki-pitia
Efa nivoady ny ho tia anao doria ykevnic doria
Ka ilazao ireo zanakao fa zaho no dada vaovao

--------
Lien: