Aza avela (Jean Joseph Randrianarisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA AVELA
tsy vitako,ny miaina irery
raha tsy nprfszds eo ianao tompo o,mampahery
raha sendra ady,tsy ahatahotra aho
f'ianao no miahy,tompo oh mitantana ahy
tsy zakako,ny zioga izay
ho entiko tompo oh,raha tsy eo ianao
ny nofoko,ho torovana
ny fo fanahiko tompo oh,mirodana
refrain:
aza avela,irery aho mahantra loatra raha tsisy grqgrpn anao
ho very aho ,raha lavitranao
kamboty aho ray ô,raha ilaozanao
miezaka aho,manao ny tsara
nefa tononkira.serasera.org tsy tian'ireo mpikafara
enjehina aho,raha nandray anao
mankahala ahy izao ullybjl tontolo izao
manary ahy,ireo havana
raha nahita ahy nivavaka
mikatsaka ahy ,ho potika
ireo fahavalo mpamotika
refrain:
aza avela,irery aho mahantra loatra raha tsisy anao
ho very aho ,raha lavitranao
kamboty aho ray ô,raha ilaozanao
A/C jean Joseph randrianarisoa
tsy vitako,ny miaina irery
raha tsy nprfszds eo ianao tompo o,mampahery
raha sendra ady,tsy ahatahotra aho
f'ianao no miahy,tompo oh mitantana ahy
tsy zakako,ny zioga izay
ho entiko tompo oh,raha tsy eo ianao
ny nofoko,ho torovana
ny fo fanahiko tompo oh,mirodana
refrain:
aza avela,irery aho mahantra loatra raha tsisy grqgrpn anao
ho very aho ,raha lavitranao
kamboty aho ray ô,raha ilaozanao
miezaka aho,manao ny tsara
nefa tononkira.serasera.org tsy tian'ireo mpikafara
enjehina aho,raha nandray anao
mankahala ahy izao ullybjl tontolo izao
manary ahy,ireo havana
raha nahita ahy nivavaka
mikatsaka ahy ,ho potika
ireo fahavalo mpamotika
refrain:
aza avela,irery aho mahantra loatra raha tsisy anao
ho very aho ,raha lavitranao
kamboty aho ray ô,raha ilaozanao
A/C jean Joseph randrianarisoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jean Joseph RandrianarisoaVisites : 320
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Park3939
Date : 14/02/2026 08:29
