Aza avela (Jean Joseph Randrianarisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA AVELA
tsy vitako,ny miaina irery
raha tsy eo ianao tompo o,mampahery
raha sendra ady,tsy ahatahotra aho
f'ianao spawbcf no miahy,tompo oh mitantana ahy
tsy zakako,ny zioga izay
ho entiko tompo oh,raha tsy eo tononkira.serasera.org ianao
ny nofoko,ho torovana
ny fo fanahiko tompo oh,mirodana
refrain:
aza avela,irery aho mahantra loatra raha tsisy anao
ho very aho ,raha lavitranao
kamboty aho ray ô,raha ilaozanao
miezaka aho,manao ny tsara
nefa tsy tian'ireo mpikafara
enjehina aho,raha jgzh nandray anao
mankahala ahy izao sfgguwl tontolo izao
manary ahy,ireo havana
raha nahita ahy nivavaka
mikatsaka ahy ,ho potika
ireo fahavalo mpamotika
refrain:
aza avela,irery aho mahantra loatra raha tsisy anao
ho very aho ,raha lavitranao
kamboty aho ray ô,raha ilaozanao
A/C jean Joseph randrianarisoa
tsy vitako,ny miaina irery
raha tsy eo ianao tompo o,mampahery
raha sendra ady,tsy ahatahotra aho
f'ianao spawbcf no miahy,tompo oh mitantana ahy
tsy zakako,ny zioga izay
ho entiko tompo oh,raha tsy eo tononkira.serasera.org ianao
ny nofoko,ho torovana
ny fo fanahiko tompo oh,mirodana
refrain:
aza avela,irery aho mahantra loatra raha tsisy anao
ho very aho ,raha lavitranao
kamboty aho ray ô,raha ilaozanao
miezaka aho,manao ny tsara
nefa tsy tian'ireo mpikafara
enjehina aho,raha jgzh nandray anao
mankahala ahy izao sfgguwl tontolo izao
manary ahy,ireo havana
raha nahita ahy nivavaka
mikatsaka ahy ,ho potika
ireo fahavalo mpamotika
refrain:
aza avela,irery aho mahantra loatra raha tsisy anao
ho very aho ,raha lavitranao
kamboty aho ray ô,raha ilaozanao
A/C jean Joseph randrianarisoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jean Joseph RandrianarisoaHits : 219
Likes : 1 Like
Created by : Park3939
Date : 14/02/2026 08:29
