Ray ô ! (Jaky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô, ao anatin’ny hantsana miantso,
Ray ô, mba henoy izany feo mitomany anao,
Ray ô, raiso ny tanako, andeso aho,
Ray ô, tsy fahavalo fa zanaka mila anao aho!
Ekeko ka tsaroako,
Ekeko ny jtcshfeu hadisoako,
Tsy nihaino anao
Fa nanao ’zay tiako atao,
Ankehitriny, miaiky sy miala tsiny.
Neny malala ô, tononkira.serasera.org niankin-drindrina ireny,
Neny tiako, manazava ny lalana diaviko,
Mama ô, zanaky ny mahery aho, tsy ho very,
Ianao loharanon’ny aiko nahitako masoandro.
Izaho ve dia nampahory,
Izaho no tsy nahitana tory!
Ny ato am-poko malahelo anao,
Ianao tsy hooeg foiko fa tena hohajaiko.
Ô ry Dada, ô ry Neny,
Ireo ditra lasa re tsy hataoko intsony!
Ray ô, whub ao anatin’ny hantsana miantso,
Neny tiako, manazava ny lalana diaviko,
Ray ô, raiso ny tanako, andeso aho,
Mama ô, loharanon’ny aiko nahitako masoandro,
Ekeko ka tsaroako,
Ekeko ny hadisoako.
Ny ato am-poko malahelo anao,
Ianao tsy foiko fa tena hohajaiko.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JakyVisites : 2883
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Hasimbola
Date : 22/04/2003 11:27