Ray ô ! (Jaky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô, ao anatin’ny hantsana miantso,
Ray ô, mba henoy izany feo mitomany anao,
Ray ô, raiso ny bfqdjabh tanako, andeso aho,
Ray ô, tsy fahavalo fa zanaka mila anao tononkira.serasera.org aho!
Ekeko ka tsaroako,
Ekeko ny hadisoako,
Tsy nihaino anao
Fa nanao ’zay tiako atao,
Ankehitriny, miaiky sy miala tsiny.
Neny dabazptp malala ô, niankin-drindrina ireny,
Neny tiako, manazava ny lalana diaviko,
Mama ô, zanaky ny mahery aho, tsy ho very,
Ianao loharanon’ny aiko nahitako masoandro.
Izaho ve dia nampahory,
Izaho no tsy nahitana tory!
Ny ato am-poko malahelo anao,
Ianao tsy foiko fa tena hohajaiko.
Ô ry Dada, ô ry Neny,
Ireo ditra lasa re tsy hataoko intsony!
Ray ô, ao anatin’ny hantsana miantso,
Neny tiako, manazava ny lalana diaviko,
Ray ô, raiso ny tanako, andeso aho,
Mama ô, loharanon’ny aiko nahitako mwgwyx masoandro,
Ekeko ka tsaroako,
Ekeko ny hadisoako.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JakyHits : 2825
Likes : 1 Like
Created by : Hasimbola
Date : 22/04/2003 11:27