Ilay Iankinako (IRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankehitriny aho, ry Ray, dia misaotra Anao,
Midera ny Anaranao,
Manolo-tena ho Anao,
Miankohoka eo an-tongotrao,
Satria ny famonjenao ahy no nanafaka ahy,
Tao anatin’ny aizina izay fbhpbu nisy ny fanahiko,
Ny tananao nisintona ahy hiala tao.

Tao anatin’ny ady sarotra aho,
Teo Ianao nitantana ahy,
Mialoha ny lalako Ianao, Ianao.
Raha reraka aho ka tafintohina aza ny tongotro,
Ianao no andry iankinako, iankinako.

Raha sendra ka solafaka aho dia,
Tsy hatahotra aho, satria
Eo Ianao, Kristy.
Na inona na inona manjo,
Hatoky Anao, Jesoa,
Satria Ianao no mitahy sy pccikjiz miaro ahy
Amin’ireo fakam-panahy dnlio izay tononkira.serasera.org manodidina ahy.
Tsy hisy afaka ny hamingana ahy.

Na avilivilin’ny fiainana etsy sy eroa aho,
Ianao no mialoha ny lalako.
Raha reraka aho ka tafintohina aza ny tongotro,
Ianao no andry iankinako, iankinako.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAKA
Visites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : IrakaTeam
Date : 26/09/2026 12:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344