Ilay Iankinako (IRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankehitriny aho, ry Ray, dia misaotra Anao,
Midera ny Anaranao,
Manolo-tena ho Anao,
Miankohoka eo an-tongotrao,
Satria ny famonjenao ahy no nanafaka ahy,
Tao anatin’ny aizina izay nisy ny fanahiko,
Ny xnssximc tananao nisintona ahy hiala tao.
Tao anatin’ny ady sarotra aho,
Teo Ianao nitantana ahy,
Mialoha ny lalako Ianao, Ianao.
Raha reraka aho ka tafintohina aza ny tongotro,
Ianao no andry qfuazo iankinako, iankinako.
Raha sendra ka solafaka aho dia,
Tsy hatahotra aho, satria
Eo Ianao, Kristy.
Na inona na inona manjo,
Hatoky Anao, Jesoa,
Satria Ianao no mitahy sy oagwvuhb miaro ahy
Amin’ireo fakam-panahy izay manodidina ahy.
Tsy tononkira.serasera.org hisy afaka ny hamingana ahy.
Na avilivilin’ny fiainana etsy sy eroa aho,
Ianao no mialoha ny lalako.
Raha reraka aho ka tafintohina aza ny tongotro,
Ianao no andry iankinako, iankinako.

--------
Link: