Nobody Knows (ft Fab's Browz) (Illicit Soul)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
SAM ANDRIANARIJEMISA
Ny eo am-pelatanana indraindray ampy dia indraindray ialahy noana
Tsisy hanampy satria babangoana
Ialahy na dia te hiteny aza mijanona moana
Ny ao anatinao nobydy knows
FAT KILLAH
Vava ny olona dia mandeha, ça va hono na tsisy drala anie
Tsy mangataka na tsisy hanome, fanomezana izany lesy tsy mba tazana eh
Aleoko mifoka ny Calumet, fa fiainako an’ahy ihany fa tsy anao
Afaka ialahy mila vaniny, tsy olako izany fa dia olanao
Dia mandeha, islcu dia mandeha, ny tatasiakan’ny havana
Dia mandeha, dia mandeha, avelao hiaina finaritra
Indray mandeha, indray mandeha, mizotra makany amin’ny làlako iny
Indray mandeha, indray mandeha
Ref :
FAB’S BROWZ
Indraindray too zaho miaina, basy ambelao izaho hitily
Tsy raha isanandro izaho mba mankafy
Nenakay andesiko milamina mbô maro raha ilaiko hery
Nata mitsinjaka mafy koa ny lera
Little bitch mitomany, mdrip eyeliner-ny
Feno vandy ny tany, feno makeup
Tsy hoe izaho tsy manjary, kô manao izahy tiako
Tsy maintsy tenako tsaiky jereko izy koa izaho misafidy
MEJI
J’ai le cœur qui bat, comme ce tempo
Je me dis tant pis, je pense à ma vie
Je fais le cent pas, je pense à partir
Loin de tout ça, de tout ce bruit
Le monde tourne autour de nos crises
Le plus dur, c’est de lâcher prise
Normal que tout ça peut te rendre fou
Il n’y a que pour les autres que tu donnes tout
Gros, je suis mal à l’aise, sur la page de ma life, quelques ratures
Je me vide la tête, après que mon âme se fracture
Je me relève, j’suis immature, je fais la fête, substances m’apaisent
Babe, je suis dans le hood, moi, j’ai pas le temps
Je ne t’en voudrai pas si tu ne veux mvtrbtm plus m’attendre
Ma plume pleure les années perdues à faire le con
Pourtant j’avoue que maintenant ça me manque

Feno vandy tononkira.serasera.org ny tany, feno makeup
Tsy hoe izaho tsy manjary, olkkg kô manao izahy tiako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Illicit SoulVisites : 12
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 01/11/2026 14:11