Diso fanantenana (Henintsoamalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tononkira.serasera.org ao ambony, eny Izy irery wnmtbd ihany no mahafantatra
Hoe ilay tantarantsika dia tsy mba haharitra
Nifono misitery izay tsy takatry ny saina intsony
Fa dia izay no vita, ka aoka ny fo hitony
Bridge : Marary eny voaratra, vaky tokoa ity fo
Raha vao mieritreritra ireo zavabitantsika roa teo aloha
Manirery eny mitoreo tomany sisa no tsy natao
Mafy dia lcjjzy mafy ny nisaraka taminao
Refrain : Fa tena tia tokoa, tokampo ihany koa
Tsy mba tao antsaina raha izao fisarahana izao
Fa tena tia tokoa, nanambara izay vetsom-po
Tena nankafy, fony teo anilanao
Samy tia izaho sy ianao, samy tsy te hifandao
Samy mba niandrandra izay mba maraina vaovao
Kinanjo voasompatra mpzfdq fa maro loatra ireo tsy tia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HenintsoamalalaVisites : 834
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herimalaladina
Date : 24/06/2020 17:17