Ampidiro aloha ny tenimiafina
Diso fanantenana (Henintsoamalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ao ambony, eny Izy irery ihany no mahafantatra
Hoe ilay tantarantsika dia tsy mba haharitra
Nifono misitery izay tsy takatry ny saina intsony
Fa dia izay no vita, ka dqusp aoka ny fo hitony
Bridge : Marary eny voaratra, vaky tokoa ity fo
Raha vao mieritreritra ireo zavabitantsika roa zlhqn teo aloha
Manirery eny mitoreo tomany sisa no tsy natao
Mafy dia mafy ny tononkira.serasera.org nisaraka taminao
Refrain : Fa jkxbqj tena tia tokoa, tokampo ihany koa
Tsy mba tao antsaina raha izao fisarahana izao
Fa tena tia tokoa, nanambara izay vetsom-po
Tena nankafy, fony teo anilanao
Samy tia izaho sy ianao, samy tsy te hifandao
Samy mba niandrandra izay mba maraina vaovao
Kinanjo voasompatra fa maro loatra ireo tsy tia

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HenintsoamalalaHits : 882
Likes : 0 Like
Created by : herimalaladina
Date : 24/06/2020 17:17