Tiãny anõ (GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anô,
No nahatongavany tety antany
Ho anô
No nandaozany ilay lampan-dRainy
Ho~~ anô
No namoizany hatramin’ny ainy
Kay mbo ino amianô ananjy amin’izegny


Oh fitiavagna, tegna fitivagna
Fanolorantegna, hagnavotro olon-tiagna, tsisy karanjegny koa
Tegna fitiavagna, fitiavagna
Izy ilay mpiandry tsara
Mahafoy na dia ny aigniny aza
Hamonjy ny ondriny
Zah maloha tsy mahasaky mivolagna hoe misy fitia ambonin’izegny
Tegna tsy mahasaky.


Kay anô, anô
Anô koa ve mbo mahavita hagnano karan-jegny
Kay anô, anô
Manampitiavagna kay hahafoy hanolotro aigny
Kay anô, anô
Anô ve mbô mahavita hagnano karan-jegny
Kay anô, anô
Manampitiavagna kay hahafoy hanolotro aigny


Ho anô~, Ho anô~, Ho anô
No nahatongavany tety antany
Ho anô~, Ho anô~, Ho anô
No nandaozany ilay lampan-dRainy
Ho anô~, Ho anô~, Ho anô
No namoizany hatramin’ny ainy


Kay mibebaha anô fa mbola tsy tara,
Matoa anao mandregny hira ty managna anjara
Famonjian’I JESO KRISTY tsy nihin’ôlo araiky
Kay magnatogna azy dieny zao anô sao taraiky
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)
Visites : 233
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AlphaTokiniaina
Date : 02/10/2023 19:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0735