Anao aho (GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nohon'ny fitiavanao ahy no entiko manolotra ho Anao
Ny andro sisa hiainako entiko hiderana wxsohbow Anao
Na mafy aza ny manjo, teo foana hatrany Ianao
Ny toafgnxj andro sisa hiainako, ho entiko hiderana Anao

Tompo tsara ô! Izay rehetra ahy dia Anao
Foiko ho anao ry Tompo, ny fiainako izay nomenao
Raha sitrakao dia Ianao ry Jeso, no hibaiko ny fanahinay mandrakizay
tononkira.serasera.org Tompo ô! Izay rehetra ahy dia Anao
Mifona aminao aho ry Ray, noho ireo ota vitako
Tsy mendrika ho zanakao satria efa nandao Anao
Nefa Ianao irery ihany, no mbola naha toy izao ahy

Nafoinao ny ainao nohon’ny hadisoana vitako
Namela anay hatrany Ianao, novonjenao ihany koa
Indro ry Jeso Tompo ô! Misaotra Anao izahay

Tompo ô! Izay rehetra ahy dia Anao
Bridge:
Jesoa Kristy no iedji andry fialofako
Ny fiainako rehetra dia Anao avokoa
Tompo tsara ô! Raha tsy misy Ianao tsy nisy aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)Hits : 664
Likes : 0 Like
Created by : AlphaTokiniaina
Date : 02/10/2023 19:58