AZA MORA RESY (Feon'ny finoana "FJKM Ambanilalana Itaosy")
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA MORA RESY
Ianao aza mora resy tononkira.serasera.org xvnpj peqipv
Izao no ankason’ny tany
Mitrakà f’aza mba mety
Miezaha f’aza tomany
Tsarovy n’inoninona hitranga
Raha Jeso no eo anilanao
Dia ny lanitra ho manga
Raiso Izy meteza ujfz ianao
Ref Derao(2) Jeso Tomponao
Derao(2) fa Mpamonjy anao
Izy no efa tia hatrizay e!
Sakaiza nanolotra ny Ainy
Fitiavana mandrakizay e!
Ny fahotanao dia nolanjainy
Ref Derao(2) Jeso Tomponao
Derao(2) fa Mpamonjy anao
Ianao aza mora resy tononkira.serasera.org xvnpj peqipv
Izao no ankason’ny tany
Mitrakà f’aza mba mety
Miezaha f’aza tomany
Tsarovy n’inoninona hitranga
Raha Jeso no eo anilanao
Dia ny lanitra ho manga
Raiso Izy meteza ujfz ianao
Ref Derao(2) Jeso Tomponao
Derao(2) fa Mpamonjy anao
Izy no efa tia hatrizay e!
Sakaiza nanolotra ny Ainy
Fitiavana mandrakizay e!
Ny fahotanao dia nolanjainy
Ref Derao(2) Jeso Tomponao
Derao(2) fa Mpamonjy anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny finoana "FJKM Ambanilalana Itaosy"Visites : 2524
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nalaina
Date : 25/01/2012 09:57
