MAMANGY NY TANY (Feon'ny finoana "FJKM Ambanilalana Itaosy")

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa tsy Andriamanitra va !
No tonga mamangy ny tany ?
Manana ny herim-panahy
Hanala ny sento sy tomany
Zanaka lahy bofob tokana
Mpanjaka Tompon’ny tompo
Tonga  ho antsika manokana
Hamora ny fo feno loto
Oh! Mba jereo,
Ilay teraka alkck tao antranon’omby
Tsy mba nisehoseho
Fa nanetry tena vmmrbtrs Ilay Mpamonjy
Tsy mba lapa soa
No nidirana
Tsy mba zava-tsoa
No nisalorana
Ny Azy dia
Fihetrena mialoha ny fisandratana
(na Azy aza re!)
Na Azy aza ny harena
Tsy nataony zavatra ho tanana
Fa Mpamonjy no teraka tononkira.serasera.org ho antsika
(Izy ilay Mesia o!)
Izy ilay Mesia
Kristy Mpamonjy antsika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny finoana "FJKM Ambanilalana Itaosy"
Vangy : 2703
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nalaina
Daty : 22/12/2010 09:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309