Ampidiro aloha ny tenimiafina
AZA MORA RESY (Feon'ny finoana "FJKM Ambanilalana Itaosy")
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA MORA tononkira.serasera.org RESY
Ianao aza mora resy rtfcvxgz
Izao no ankason’ny tany
Mitrakà f’aza mba mety
Miezaha f’aza tomany
Tsarovy n’inoninona avwzy hitranga
Raha Jeso no eo anilanao
Dia ny lanitra ho manga
Raiso Izy meteza ianao
Ref Derao(2) Jeso Tomponao
Derao(2) fa Mpamonjy anao
Izy no efa tia hatrizay e!
Sakaiza nanolotra ny lfvjfne Ainy
Fitiavana mandrakizay e!
Ny fahotanao dia nolanjainy
Ref Derao(2) Jeso Tomponao
Derao(2) fa Mpamonjy anao
Ianao aza mora resy rtfcvxgz
Izao no ankason’ny tany
Mitrakà f’aza mba mety
Miezaha f’aza tomany
Tsarovy n’inoninona avwzy hitranga
Raha Jeso no eo anilanao
Dia ny lanitra ho manga
Raiso Izy meteza ianao
Ref Derao(2) Jeso Tomponao
Derao(2) fa Mpamonjy anao
Izy no efa tia hatrizay e!
Sakaiza nanolotra ny lfvjfne Ainy
Fitiavana mandrakizay e!
Ny fahotanao dia nolanjainy
Ref Derao(2) Jeso Tomponao
Derao(2) fa Mpamonjy anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny finoana "FJKM Ambanilalana Itaosy"Hits : 2526
Likes : 0 Like
Created by : nalaina
Date : 25/01/2012 09:57
