ATOMBOKA ETO (Feon'Anjomara Vaovao (FAV) Ecar Manjakaray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atomboka eto anio, ‘zao fanekena izao
Hanjary ho tena iray tsy hisaraka ho doria
Fitiavana madio sy fiainam-baovao
No depaivz hatolotra ny Ray ka ho mandrakizay
Santarina eto androany ‘lay tokantrano mamy
Fa samy tafaray ny tiana sy ny tia
Ho fifaliana hatrany, finaritra aok’izany
Satria tononkira.serasera.org miorina eo an-tanan’I Kristy
Ny toky izay homena, hiainana sy ekena
Dia vato fototra hanamafy ny fitia
Tandrovy tsy hihena, na inona kilema
Tsy hampihemotra, fa hatao hampiara-dia
Fa voady Masina hiraikitra ao am-po
Ho qnsp ambany fitantanan’Ilay Ray htfb Tsitoha
Ka tsy hivadika fa tena hifanasoa
Na inona olana, na fitsapana koa
Hifampitantana hiray saina sy fo
Ka tsy hisaraka na inona manjo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'Anjomara Vaovao (FAV) Ecar ManjakarayVisites : 2304
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : megamix
Date : 15/06/2013 09:44