ATOMBOKA ETO (Feon'Anjomara Vaovao (FAV) Ecar Manjakaray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kewcsbdi Atomboka eto anio, ‘zao fanekena izao
Hanjary tononkira.serasera.org ho tena iray tsy hisaraka ho doria
Fitiavana madio sy fiainam-baovao
No hatolotra ny Ray ka ho mandrakizay
Santarina eto androany ‘lay tokantrano mamy
Fa samy tafaray ny tiana sy ny tia
Ho fifaliana hatrany, finaritra aok’izany
Satria miorina eo an-tanan’I Kristy
Ny toky izay coeobyk homena, hiainana sy ekena
Dia vato fototra hanamafy ny fitia
Tandrovy vikyaz tsy hihena, na inona kilema
Tsy hampihemotra, fa hatao hampiara-dia
Fa voady Masina hiraikitra ao am-po
Ho ambany fitantanan’Ilay Ray Tsitoha
Ka tsy hivadika fa tena hifanasoa
Na inona olana, na fitsapana koa
Hifampitantana hiray saina sy fo
Ka tsy hisaraka na inona manjo
Hanjary tononkira.serasera.org ho tena iray tsy hisaraka ho doria
Fitiavana madio sy fiainam-baovao
No hatolotra ny Ray ka ho mandrakizay
Santarina eto androany ‘lay tokantrano mamy
Fa samy tafaray ny tiana sy ny tia
Ho fifaliana hatrany, finaritra aok’izany
Satria miorina eo an-tanan’I Kristy
Ny toky izay coeobyk homena, hiainana sy ekena
Dia vato fototra hanamafy ny fitia
Tandrovy vikyaz tsy hihena, na inona kilema
Tsy hampihemotra, fa hatao hampiara-dia
Fa voady Masina hiraikitra ao am-po
Ho ambany fitantanan’Ilay Ray Tsitoha
Ka tsy hivadika fa tena hifanasoa
Na inona olana, na fitsapana koa
Hifampitantana hiray saina sy fo
Ka tsy hisaraka na inona manjo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'Anjomara Vaovao (FAV) Ecar ManjakarayHits : 2306
Likes : 0 Like
Created by : megamix
Date : 15/06/2013 09:44
