Feno Fitia (Felaniary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao miposaka ny masoandro
Ny tsikinao no mambabo ny fo
Dia lasa odxme mihiratra ny tontolo andro
Ny sarinao no mameno obujumo ny loha

Ny badabadanao Dada sy Neny
NY topimasonao feno fitia
Na ny tomaninao ombieny ombieny
Lasa hery mitsinjo ny dia

Isaorako ilay Ray ao ambony ao
Ny nanomezany anao toy tononkira.serasera.org izao
Ka ny vavaka rehetra atao
Tsy lisy afa-tsy omsfoyl ho anao
Ka ny vavaka rehetra atao
Tsy misy afa-tsy ho anao

Na marina aza fa hoe fitsapana
Fakam-panahy no miandry anao ety
Izahay matoky f’ianao sombiniaina
Hanoa hatrany ilay Ray be fitia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Felaniary
Visites : 7864
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 11/09/2002 13:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1153