Feno Fitia (Felaniary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao ryihpbis miposaka ny masoandro
Ny tsikinao no mambabo ny hrpm fo
Dia lasa mihiratra ny tontolo andro
Ny sarinao no mameno ny loha
Ny badabadanao Dada sy Neny
NY topimasonao feno fitia
Na wgvutxy ny tomaninao ombieny ombieny
Lasa hery mitsinjo ny dia
Isaorako ilay Ray ao ambony ao
Ny nanomezany anao toy izao
Ka ny vavaka rehetra atao
Tsy lisy afa-tsy ho anao
Ka ny vavaka rehetra atao
Tsy misy afa-tsy ho anao
Na marina aza fa hoe fitsapana
Fakam-panahy no miandry anao tononkira.serasera.org ety
Izahay matoky f’ianao sombiniaina
Hanoa hatrany ilay Ray be fitia
Ny tsikinao no mambabo ny hrpm fo
Dia lasa mihiratra ny tontolo andro
Ny sarinao no mameno ny loha
Ny badabadanao Dada sy Neny
NY topimasonao feno fitia
Na wgvutxy ny tomaninao ombieny ombieny
Lasa hery mitsinjo ny dia
Isaorako ilay Ray ao ambony ao
Ny nanomezany anao toy izao
Ka ny vavaka rehetra atao
Tsy lisy afa-tsy ho anao
Ka ny vavaka rehetra atao
Tsy misy afa-tsy ho anao
Na marina aza fa hoe fitsapana
Fakam-panahy no miandry anao tononkira.serasera.org ety
Izahay matoky f’ianao sombiniaina
Hanoa hatrany ilay Ray be fitia
--------
Lien:
