SAO NENINAO (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Mandona ao ampoko ao Jeso ilay feonao
Mamelombelona ary koa Toa mitalaho tokoa crbjze
Reko voatononao Ny anaran-janakao
Tsy mety miala ao an-doha, Mamy tokoa
Mba tsapanao moa psfg Ry foko keliko ity
F’injao ny Tompo No xovme manambitamby anao
Fitiavana doria Mamy dia mamy ery
Omeny anao Ka mahaiza mankafy

2
Mba impiry impiry moa No miantso anao Jeso
Maniraka sy manendry Anao handeha hamoa
Maro ny ondriny very ary koa mania
Moa tsy honena tokoa Ve zato hianao
Jereo ny masony Ilay niantso anao
Fa dibo-drano toa Ora-mitrahotraho
Aoka hanaiky hianao Izao tononkira.serasera.org ankehitriny izao
Sao any am-parany any Ho Neninao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 1587
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404