MANJAKA RE ATO AM-POKO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Manjaka re ato am-poko Ry sazkseju Fanahy Masina
Tsapako fa piti-drano aho Latsaka ao andranomasina
Ity tenako nantsoinao Tsy mba misafidy
Nefa iraka amin’ny asa Zay tena saro-bidy
Manoloana tononkira.serasera.org irony onja Mampirona mampivena
Raha tsy hery tena mafonja No tinafin’ny tena
Tsy mba ho tanteraka tokoa Ny asam-pamonjena
2
Zaho ve moa tsy zanak’ondry Afovoan’ny awoxxq amboadia
Notinendry mba hamonjy Rony namana maniasia
Minoa fa tsy tanam-polo No ho entin-janakao
Fa ny tenanao no hisolo Amin’ny ady ‚zay hatrehako ao
Na ny rivotra mifofo Na ny oram-batravatra
Na ny lalàna manjofo Na malama mety handratra
Toky sy ampingako dstqedbh hianao Ho fiarovan-tratra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1494
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:00