JESOSY IZAY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Misy miantso tsy henonao ve
Misy mandona tsy vohainao
Misy maniry hitoetra ao am-ponao
Hitondra soa ho an’ny fiainanao
2
Misy mihaino ny sentonao e
Manara-maso ny fiainanao
Misy mitsetra ka te hanampy anao
Hitondra soa ny fiainanao
Fiv.
Jesosy zay, miantso anao
Valio Jeso miantso e
Vohay ny fonao
Fa mandondona Jesosy Mpamonjy be fitia
Jesosy izay Ilay mpizara fiadanambe
Josea (akon'ny Betela)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1116
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58