DERAINA LALANDAVA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ho deraina lalandava
Ianao Jehovah Ray
Mampiseho ny mazava
Taminay tsirairay
2
Mampijoro ny tanora
Ho mpitory teny soa
Ka na hisy manakora
Tsy mba tononkira.serasera.org kivy ny ao am-po
3
Ny fitiavanao ry Tompo
No nampiorina ireo
Hiara-miasa ka hanompo
Hanafoana ny boygynrj toreo
4
Vonona hanara-dia
Sy wyadw hiharitra ny mafy
Ny hihemotra dia sanatria
hiatrika odvlftaq ireo mpandrafy
5
Manantena ny handresy
Ny asa ratsin’ny satana
Ka mba hifanesisesy
Ny herin’ny fahazavana
Sacha
Ho deraina lalandava
Ianao Jehovah Ray
Mampiseho ny mazava
Taminay tsirairay
2
Mampijoro ny tanora
Ho mpitory teny soa
Ka na hisy manakora
Tsy mba tononkira.serasera.org kivy ny ao am-po
3
Ny fitiavanao ry Tompo
No nampiorina ireo
Hiara-miasa ka hanompo
Hanafoana ny boygynrj toreo
4
Vonona hanara-dia
Sy wyadw hiharitra ny mafy
Ny hihemotra dia sanatria
hiatrika odvlftaq ireo mpandrafy
5
Manantena ny handresy
Ny asa ratsin’ny satana
Ka mba hifanesisesy
Ny herin’ny fahazavana
Sacha
--------
Lien:
