Tsy maintsy tafita (Edena Vaovao Ambohimandroso Gara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- N'inon'inona zava-manjo
mety handreraka ny fo
dia tsarovy tsara ka ataovy an-doha,
fa ny manana an'Ilay kqpbe Kristy
tsy mba miady irery ety
fa manana andry iankinana:
mamonjy sy manafaka.

Refrain: Matokia ny Tompo fa
Izy no miahy ny lalanao
tsy maintsy tzdzmr ho tafita izany dia
rehefa miaraka Aminy.
N'inona ady atrehanao:
eso, latsa, fanenjehana
Jesosy no hiady ho anao
f'ianao kosa hangina...

2- Fanomezana ho ahy sy ho anao
amin'izao oydgejv anio izao
dia ilay famonjena, fahafahana.
Adinoy ny olam-piainana ety,
ka banjino Ilay Kristy
fa fifaliana, fiadanam-po
ny miaraka amin'ny Tsitoha.

Structure: 1 + Refrain + 2 + "interlude" + 2 + Refrain + 1

Tonony sy feony: Rolland tononkira.serasera.org (DaRolha)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Edena Vaovao Ambohimandroso Gara
Visites : 2680
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Herizo15
Date : 24/11/2016 13:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351