VAHAOLANAO (DAYVIDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa tsy ho very ianao
raha mbola ao jesosy
aza manahy, ny fiainanao
fa n iza n iza , ireo tsy tia
dia matokia, fa izy ihany, no azonao, ianteherana, @ izao tontolo izao
handrindra ny hoavinao
- aza mba mamoy fo
ezaho hatrany aloha
ny ho mpivavaka ah
tsy ho tapaka ahh...
Ref:: Fa ny olombelona
gaqyzzud dia tsy misy mahavonjy ny fiananao
k aza mba hianteheranao
fa Andriamanitra, no vaholana eo amin ny fiainanao
oh raha mino azy ianao, izy no hiady mafy jysr ho anao
tsy tsapanao ve
fa maivana
ny fiainanao, rehefa eo jesoa
na inona, mahakivy anao
dia mitrakà, fa fitsapany, anao avokoa
na ireo soa, Ratsy ihany koa
hanovany anao, hanavotany anao yeyeeeeyyy.....
Aza mba mamoy fo
ezaho hatrany aloha
ny krrng ho mpivavaka ah
tsy ho tapaka ahhh
Ref:: fa ny olombelona.....x2
tononkira.serasera.org DAYVIDE

--------
Lien: