Fahendrena (DAYVIDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nitady Anao teny aho nivezivezy niantso foana
Ry Fahendrena lavo aho fa tsy nahoanao
Dia navelanao aho hirenireny samy irery
F'Ianao toy ny zavona, niserana levona izao.
Lazao izao ny toerana hierenao
Lazao raha azonao atao
Fa mahantra aho raha tsy valinao
Lazaiko izao fa tsy hangiana mihitsy aho
Raha tsy eo Ianao ry Fahendrena; aza mahafoy ahy.
....
Ny taraina am-bavaka no nandrenesako ny feony
Hay ve Ianao Jesôsy ihany no Izy
Koa ndeha aho eny
Ny fahendren'izao tontolo izao, toa namitaka ihany
Hay izao vao fantatro fa ao amin'Jesôsy ihany.
Lazaiko izao miteora anatiko ao
Lazaiko fa Ianao no fiainana mandrakizay
Lazaiko izao fa tsy hangiana intsony aho
Lazaiko hatrany amparan-tany vjxox fa Jesôsy ihany.
....
JEHOVAH no nanendry Anao ho fiandohan'ny alehany
Notezainy fony mbola tsisy hary eny izao rehetra izao
Ianao Jesôsy ihany no Fahendrena voalohany
Ôh! lazaiko fa harena sy tononkira.serasera.org aina Ianao.
Lazaiko izao miteora anatiko ao
Lazaiko fa Ianao no fiainana mandrakizay
Lazaiko izao fa tsy hangiana intsony aho
Lazaiko hatrany amparan-tany Jesôsy ihany!!
Lazaiko izao mitoera anatiko ao
Lazaiko vjnb izao fiainana Ianao
Lazaiko Ianao Jesôsy e!!!
Efa babonao wddp (x2) aho!
Babonao aho
Anao Jesôsy (x2)
Jesôsy,... Ôh! ôh! Ieee....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DAYVIDEVangy : 1271
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 19/11/2022 02:21